Teny iditra | 1 ariana |
Fototeny | 2 ary |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Tsy tiana ka atsipy na tsy heverina intsony: Hariako io boky ratsy io 5 Very (raha milaza ny lasa ihany anefa): Narian' Isambilo ny solomason-drainy [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 to be thrown away [1.2, 1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 qu'on rejette [1.5] |
Haiendriteny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny ariana io |
Fivaditsoratra | 14 airaña, ariana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |