|
|
|
|

Teny iditra1  arira
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Karazan' angano azo heverina ho nisy fototra marina tany am-boalohany fa efa niova be ihany ka tsy azo inoana araka ny tarehy isehoany ankehitriny (ohatra Ibotity dia arira, fa Rapiso sy Ravoalavo dia angano). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  a legend, a fable [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  histoire amusante [1.54]
6  conte, histoire amusante [1.8]
Voambolana  7  Haisoratra: (amin' ny ankapobeny)
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Matoantenin' ny iharana :
10  Matoantenin' ny fameno :
11  Anarana :
12  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny arira io

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31