Teny iditra arona (rona)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Ahilana, atongilana, araika: Aza aròna mankany an-kavia ny lohanao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay à incliner, à faire pencher [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : arona, aroko, aronao, arony, arontsika, aronay, aronareo, aron', aron-, arom-, aro-
Ny lasa : narona, naroko, naronao, narony, narontsika, naronay, naronareo, naron', naron-, narom-, naro-
Ny hoavy : harona, haroko, haronao, harony, harontsika, haronay, haronareo, haron', haron-, harom-, haro-
Filaza mandidy : arony

Teny iditra aroña
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Ary: etsy sy aroña [1.78]

Teny iditra Arona
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Arona, Aarona: [2.996]
Fanazavàna teny malagasy  [1.38]
Fanazavàna teny anglisy Aaron [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Aaron [2.996]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2024/02/09