|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  arona
Fototeny  2  rona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Ahilana, atongilana, araika: Aza aròna mankany an-kavia ny lohanao
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#546] à incliner, à faire pencher
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/3)10  aroña
Sokajin-teny  11  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.78] [Tambahoaka] ary: etsy sy aroña

Teny iditra (3/3)13  Arona
Sokajin-teny  14  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  15  [1.38] Randzavola: Arona amin' ny Baiboly
Fanazavàna teny anglisy  16  [2.996] Aaron
Fanazavàna teny frantsay  17  [2.996] Aaron
Voambolana  18  Soratra Masina
Tsipelina hafa  19  aarona
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  20  Toko sy andininy momba Arona

Fivaditsoratra  21  anaro, anora, aoran, arano, aroña, arona, naora, narao, naroa, orana, ranao, raona, roaña

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08