Teny iditra aro riaka
Singan-teny aro ; riaka
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tatatra atao akaikin' ny voly na ny trano mba handehanan' ny rano mikoriana ka voaro amin' izany ilay voly na ilay trano [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Rigole ou petite digue autour de la maison pour la protéger contre l'eau [1.3]
Ohatra Satria nisy ny aroriaka hatrany sahala amin' izany natao, dia mba vita ihany ny teo. [2.4]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18