|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : aro-riaka

Ohabolana 1Anaovana aro riaka raha maina andro, hialofana raha fahavaratra. [2.558 #204]
Anaovana aro riaka raha main’ andro: ny tahotry ny ho lena fahavaratra. [2.653 #164]
Ny anaovako aro riaka raha main' andro, ialofako raha fahavaratra. [2.558 #185]
Ny anaovana aro riaka main' andro, matahotra ny ho lena raha fahavaratra. [2.653 #2152, 2.974 #224]
Ny anaovana aro riaka raha maina andro, tahotra ny ho lena raha fahavaratra. [1.1]
Ny anaovana aro-riaka raha main' andro, matahotra ny ho lena raha fahavaratra. [2.165 #1267]
Fanazavana malagasyEnti-milaza fahamalinana sy fitsiniovana ny ho avy. [1.1]
Dikanteny frantsayC’est pendant le beau temps qu’on se prémunit contre les ondées de l’orage. [2.974 #224]
Si l' on construit des digues pendant la saison sèche, c' est parce qu' on craint l' eau qui viendra en été. [2.165]
Fanazavana frantsaySe dit de toute précaution ou mesure qu' on prend en vue de l' avenir. [2.165]

Fizahan-teny