|
|
|
|

Teny iditra1  fanozonana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Faniriana ratsy ny hafa, fanompana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#475] La malédiction, l’imprécation
Ohatra  5  [2.996#] Ny vava iray ihany no ivoahan' ny fisaorana sy ny fanozonana.
6  [1.519#] Ny ankamaroan' ny teny fanozonana dia mampiasa ny teny hoe: tsy mba, aza, tsy, sandra, izay manana hevitra mitovy saingy tsy miasa raha tsy amin' ny firariana zavatra ratsy ihany.
Fototeny  7  ozona

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11