|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  asaina
Fototeny  2  asa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Ranitina, rangitina, atao tonga mifilofilo: Nasain' iza re itỳ antsy itỳ no nanjary naranitra aoka izany e!
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to be tilled, to be wrought.
6  [1.7] to be tilled, to be worked
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] qu'on cultive; qu'on travaille
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/3)15  asaina
Fototeny  16  asa
Sokajin-teny  17  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  18  [1.1] Angantahina ho tonga amin' ny fivoriana, sakafo, lanonana...: Nasain' idadabe nisakafo tany aminy izahay tamin' ny taom-baovao
Didiana, omena teny: Nasain' ny fanjakana nanao lalana ny fokonolona
Tarihina, tao-mina, amporisihina: Nasainy nanaja ny mpiray monina ny zanany
Fanazavàna teny anglisy  19  [1.2] to be invited to a feast, etc.; to be bidden, to be commanded to do something.
20  [1.7] to be invited
Fanazavàna teny frantsay  21  [1.8] qu'on invite
Haiendriteny 
22  Ny ankehitriny :
23  Ny lasa :
24  Ny hoavy :
25  Filaza mandidy :
Ohabolana  26  Ohabolana misy io teny asaina io

Teny iditra (3/3)27  asaina
Fototeny  28  asa
Sokajin-teny  29  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny anglisy  30  [1.2] to be sharpened, to be whetted, to be pointed.
31  [1.7] to be sharpened
Fanazavàna teny frantsay  32  [1.8] qu'on aiguise
Haiendriteny 
33  Ny ankehitriny :
34  Ny lasa :
35  Ny hoavy :
36  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  37  anaîsa, asaina, asiana, iasana, iasaña

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08