Fizahan-teny

Ohabolana : asaina

Ohabolana Asaina tsy avy ka vao manarangarana. [Houlder 1895 #1114]
Asain-tsy avy, ka vao manarangarana. [Cousins 1871 #288]
Dikanteny frantsay Quand on l' invite, il ne vient pas, puis (plus tard) il cherche s' il ne pourrait pas attraper quelque chose. [Houlder 1895 #1114]

Fizahan-teny