Teny iditra | 1 aselaro |
Sokajin-teny | 2 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana aselatra [Fitanisana] |
Ohatra |
3 [1.1] aselaro eo ambony labozia ny tananao alohan' ny hanoranao ahy sao mangatsiaka loatra 4 [1.3] aselaro amin' ny afo ny lamban-jaza (Faites paser rapidement devant le feu le lamba du petit enfant) |
Fototeny | 5 selatra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19 |
![]() |