Teny iditra aselaro (selatra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana aselatra [fitanisana]
Ohatra 
1Aselaro eo ambony labozia ny tananao alohan' ny hanoranao ahy sao mangatsiaka loatra [1.1]
2Aselaro amin' ny afo ny lamban-jaza (Faites paser rapidement devant le feu le lamba du petit enfant) [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31