Teny iditra | 1 atao |
Fototeny | 2 tao |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Karakaraina sy vitaina: Ataovy ny raharahanao fa aza be resaka eo Anamboarana: Hataoko latabatra ity hazo tsara tarehy Ampiasaina: Nataony mpampianatra ny zanany aho Apetraka: Teto no nataoko ny satroko, nefa mahagaga fa tsy hitako eto intsony Ampidirina: Natao an-tranomaizina ilay mpangalatra Ahosotra, apetaka: Fanafody atao amin' ny tongotra Heverina: Nataoko ho efa vitanao ny fafa trano Antsoina: Fantatrao ve ilay zaza atao hoe: Isambilo? |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be done |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] qu'on fait, qu'on fabrique |
Ohatra |
7 Lazaiko anao kosa anefa fa hataoko tsy maintsy henon'ny lehiben'ny distrika [2.472] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Lohateny |
Ohabolana | 53 Ohabolana misy io teny atao io |
Fivaditsoratra | 54 aato, aota, atao, Atoa, atoa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/07 |
![]() |