Teny iditra atao kodia very tsihy
Singan-teny atao ; kodia ; very ; tsihy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona iniana ariana mba hahazoana izay tadiavina [1.1]
Mpanahaka  manao kodia very tsihy

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/02