Teny iditra | 1 ataovy |
Fototeny | 2 tao |
Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana atao |
Ohatra |
4 ataovy izay hahavitana ny hatao. [2.472] 5 ataovy ny raharahanao fa aza be resaka eo [1.1] |
Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny ataovy io |
Tsanganana sy sary iray takila |
7 Ny matoantenin' ny iharana mandidy rehetra |
Fivaditsoratra | 8 ataovy, atoavy, voaaty |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |