|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  atataro
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Entina manafo na manatataro: Labasy no natataro ilay tranoheva nametrahana ny razana havadika
Fototeny  4  tataro
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9  atataro
Sokajin-teny  10  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana atatatra [Fitanisana]
Fototeny  11  tatatra

Fivaditsoratra  12  atataro, tataroa

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/16