|
|
|
|

Teny iditra1  atody miady amam-bato
Singan-teny  2  atody, miady, amana, vato
Sokajin-teny  3  kambanteny
Ohatra  4  Ataony ahoana anefa, atody miady amam-bato izy amin' ny setrasetran' ny mpampiasa azy [2.470]
5  atody miady amam-bato ihany ny mponina ary samy matahotra ny ainy ka tsy nisy sahy nivoaka [4.14]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/15