|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  avana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Betsimisaraka] antsibenandriamanitra
4  [1.1] Zava-miseho indraindray eny amin' ny habakabaka, rehefa misy orana, izay miendrika andohalambo makadiry mipaka amin' ny lanin' ny vodilanitra roa, ary misy loko fito fototry ny loko rehetra: mena, volondaoranjy, vony, maitso, manga, angana ary volomparasy; rehefa misy avana miseho dia fambara fa efa hitsahatra ny orana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] the rainbow
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#67, 1.8] arc-en-ciel
7  [1.3#67] nimbe, lumière, éclat, splendeur
Ohatra  8  jereo ange iry avana! [2.324]
9  Rehefa vita ny famonoana dia latsaka ny erika, ary nisy avana [2.649]
10  manana ny lokon'ny avana, na antsibenandriamanitra, tsara tarehy aoka izany. [2.314]
Voambolana  11  Haitoetrandro
Sampanteny 
12  Mpamaritra :
Tovy hevitra  13  antsibenandriamanitra
Kamban-teny 
Lohateny  15  Ny Avana Ramanantoanina (Rajoelisolo Charles)
16  Ny diam-penin' ny Avana Ramanantoanina (Rakotonaivo François)
Lahatsoratra  17  Randzavola: avana ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/2)18  avana
Fototeny  19  ava
Sokajin-teny  20  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  21  [1.1] Enti-milaza ny voly izay karakaraina ka ongotana ny ahidratsy maniry eo aminy: Efa tokony havana ity tanimbary itỳ fa be loatra ireo ahidratsy
Fanazavàna teny anglisy  22  [1.7] to be weeded
Fanazavàna teny frantsay  23  [1.3#66, 1.8] qu'on sarcle
Haiendriteny 
24  Ny ankehitriny :
25  Ny lasa :
26  Ny hoavy :
27  Filaza mandidy :
Ohabolana  28  Ohabolana misy io teny avana io

Fivaditsoratra  29  anava, avana

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02