|
|
|
|

Teny iditra1  avily
Fototeny  2  vily
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Atodika: Avilio miankavanana ny lohan' ny lakana sao dia midona amin' ny vato / Avilio ny sainao mba tsy hihevitra izany intsony
Ahodina: Naviliny ny masony mba tsy hahita ahy
Atolaka: Havilin' Andriamanitra anie izany loza izany!
Afindra, ailika: Aza avilinao atỳ amiko ny ratsy nataonao
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to be turned aside from a road or from a direction
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] qu'on détourne, qu'on fait dévier, qu'on change de chemin ou de direction
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11  avili, avily, vilia

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21