Teny iditra avo folo heny
Singan-teny avo ; folo heny
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Impolo ohatra ny teo aloha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Ten times as much [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Dix fois plus [1.8]
Ohatra Avo folo heny mihitsy izy izao. [2.445]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20