Teny iditra | 1 avondrona |
Fototeny | 2 vondrona |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1#130] Atambatra mba hikambana ho iray: Avondrony daholo ny olona iray tanàna mba tsy hahombiazan' ny mpampisara-bazana |
Ohatra |
5 avondrona eo ambany fahefan' ny fokontany ny fokonolona rehetra. [4.27#2003/12/29] 6 Ireo "lahateny miavaka" narindran'olona isan-karazany ireo, no avondrona ho tahiry, akoran-draha hotrandrahina. [2.606#23] 7 Toa azo avondrona amin' ny baiko tokana ny fepetra rehetra, na amin' ny fitsimbinana ny tena na amin' ny fitsim-binana ny namana. [2.296#43] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 12 avondrona, voandrano |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |