|
|
|
|

Teny iditra1  avo zato heny
Singan-teny  2  avo, zato heny
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  4  [3.1] a hundredfold
Fanazavàna teny frantsay  5  [3.1] au centuple
Ohatra  6  dia mamoa, ny sasany avo zato heny, ny sasany enim-polo, ary ny sasany telo-polo heny [2.996#47.013.023]

Fivaditsoratra  7  avo zato heny, hotavezinao, hovezatinao

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20