Teny iditra (1/5) | 1 -ay |
Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe |
Tsanganana sy sary iray takila |
3 Ny mpisolo rehetra |
Teny iditra (2/5) | 4 ay |
Sokajin-teny | 5 tenim-piontanana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
6 [1.78] [Betsimisaraka]
Eny, ampiasaina raha ohatra ka misy miteny zavatra amin'ny teny ka manaiky azy |
Fanazavàna teny anglisy |
7 [1.2] [Provincial]
an expression of like or dislike, gladness, or astonishment. Nay, not |
Teny iditra (3/5) | 8 ay |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
10 [1.78] [Taisaka, Tanosy]
aina |
Fanazavàna teny frantsay |
11 [1.82] [Taisaka]
vie, corps 12 [1.68] [Vezo] Contraction ou dilatation, effort, force, forme, souffle, vie, vigueur |
Voambolana |
13 Haiaina |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (4/5) | 17 ay |
Sokajin-teny | 18 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
19 [1.78] [Bara]
aiza |
Tovy hevitra | 20 aia |
Teny iditra (5/5) | 21 Ay |
Sokajin-teny | 22 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
23 [2.996] Ai |
Fanazavàna teny frantsay |
24 [2.996] Aï |
Ohatra |
25 Dia niakatra ny olona ka nisafo an'i ay. [2.996] |
Voambolana |
26 Soratra Masina |
Tsipelina hafa | 27 haia |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 28 Toko sy andininy momba Ay |
Lahatsoratra |
29 Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Ay |
Fivaditsoratra | 30 ai, ay |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |