| Teny iditra | 1 azo loka |
| Singan-teny | 2 azo, 3 loka |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 voa tamin' ny loka ka mandoa amin' ny mpandresy ny vola na zavatra nifanambazana
[1.1] |
| Tovy hevitra | 6 matyloka, resyloka |
| Fivaditsoratra | 7 alozoka, azo loka, 8 olakazo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/23 |
|