|
|
|
|

Teny iditra1  maty loka
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] voa tamin' ny loka ka mandoa amin' ny mpandresy ny vola na zavatra nifanambazana
Singan-teny  4  maty, loka
Tovy hevitra  5  azo loka, resy loka

Fivaditsoratra  6  maty loka, milotaka, mitakalo, mitolaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21