|
|
|
|

Teny iditra1  resy loka
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] voa tamin' ny loka ka mandoa amin' ny mpandresy ny vola na zavatra nifanambazana
Singan-teny  4  resy, loka
Tovy hevitra  5  azo loka, maty loka

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10