Teny iditra (1/5) | 1 babaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza fitobahan-drano, figororoanana, fandriahana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] Effusion, écoulement abondant |
Ohatra |
5 Ary omeo rano am-babaka. [2.69] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/5) | 8 babaka |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
10 [1.1] Enti-milaza resaka feno menomenona, teny mitaraindraina (iaraha-mahalala fa betsaka amin' ny teny verindroa no mitovy amin' ilay teny tsotra niaviany misy ka na tra ihany, toy ny hoe miredaredasy miredaka; toraka izany koa, ny babaka, mibabaka dia iray ihany amin' ny teny ery ambony babababa, mibabababa): Nibabaha Rakoto fa lasan' ny mpangarom-paosy ny volany roanjato |
Teny iditra (3/5) | 11 babaka |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.78] [Tambahoaka]
akora |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [1.19] [Tankarana]
parure |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (4/5) | 16 babaka |
Sokajin-teny | 17 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
18 [1.2] [Provincial]
For bebaka |
Teny iditra (5/5) | 19 babaka |
Sokajin-teny | 20 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
21 [1.78] [Betsimisaraka]
vakim-boatavo fantsakan-drano atao fihinanan'ny alika |
Fanazavàna teny anglisy |
22 [1.2] [Sakalava]
the pumpkin. Cucurbita Pepo, L. Same as tavo, voatavohova, and voatavo |
Fanazavàna teny frantsay |
23 [1.19] [Tankarana]
courge 24 [1.196] (de babaka : abondant, qui produit en abondance). Cucurbita maxima Duchesne (Cucurbitaceae). Espèce d'origine américaine, introduite par les Européens. Mais son nom est sans doute une réminiscence du mot babako, beaucoup plus ancien. [Sakalava] |
Voambolana |
25 Haizavamaniry: anana |
Tovy hevitra | 26 tavo, voatavo, voatavohova |
Kamban-teny |
|
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19 |