Teny iditra (1/2) | 1 babena |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] entina ao an-damosina: Etsy babeko, razandry |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to be carried on the back pick-a-back fashion. 5 [1.7] to be carried on the back |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3, 1.8] qu'on porte sur le dos 7 [1.3] fig. qu'on supporte |
Ohatra |
8 [2.59] ary ny zaza ho forana nentina teny koa, babena amy ny lambamena. 9 [2.298] Atelina tsy azo atelina, babena tsy zaka, sakelehina tsy azo, apetraka tsy foy! 10 [2.643] Tsy zavatra mahamaika re izany, hoy aho, fa izay hamaliana babena anareo antitra ireto aloha no adidiko. |
Fototeny | 11 baby |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 23 Ohabolana misy io teny io |
Teny iditra (2/2) | 24 babena |
Sokajin-teny | 25 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
26 [1.1] Lamosina: Nataony am-babena ilay entana dia lasa izy |
Fototeny | 27 baby |
Ohabolana | 28 Ohabolana misy io teny io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/31 |
![]() |