| Teny iditra | 1 babeo |
| Fototeny | 2 baby |
| Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana babena [Fitanisana] |
| Ohatra |
4 Tantano ny jamba, tohino ny marenina, mitondra tehina ny tsy afaka, babeo ny malemy
[2.48#92]
5 Tsambikim-bato mandeha vato telo babeo ahy ry zoky fa sasatra [2.131] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|