Teny iditra | 1 baikon' ny moana |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] fampahafantaran' ny moana ny heviny amin' ny fihetsiky ny tanany na ny lohany |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [3.1] sign language |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [3.1] langue des signes |
Singan-teny | 6 baiko, moana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |