Teny iditra | bailoka | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tsy mahitsy, meloka, mivilana, mitovy amin' ny hoe biloka, izay fampiasa matetika kokoa: Tsy azo anaovana na inona na inona ity hazo ity fa bailoka [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Tortu, de travers [1.3] | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Fivaditsoratra | akobila, bailoka, boliaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/20 |