|
|
|
|

Teny iditra1  balelaka
Fototeny  2  belaka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Be vava, mivelatra ny vavany nefa marivo aty: Tsy mahalany firy ny harona balelaka
Misokatra be (fiteny amin' ny vozon' akanjo, maso): Balela-bozona be ilay akanjonao maitsomaitso. / Balela-maso itỳ zaza itỳ
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] bien ouvert et peu profond
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny mpanao :
7  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21