|
|
|
|

Teny iditra1  bambandranomasina
Singan-teny  2  bambana, ranomasina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.62] ranomasina midadasika mandrakotra faritra lehibe amin' ny velaran' ny bolantany
Voambolana  5  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Tovy hevitra  6  bambandrano, bambandranobe

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24