Teny iditra (1/7) | 1 bana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza zavatra, indrindra varavarana na vavahady, mivoha tanteraka |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] se dit des portes et des fenêtres ouvertes en grand |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 6 banabana |
Mpanahaka | 7 danadana, tanatana, sanasana |
Teny iditra (2/7) | 8 bana |
Sokajin-teny | 9 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
10 [1.78] [Tambahoaka, Taimoro, Bara, Betsimisaraka, Bezanozano, Tanala]
[baña] banga (nify, ets.) 11 [1.78] [Taisaka] banga, simba, mahafohana 12 [1.78] [Sihanaka] banga |
Fanazavàna teny anglisy |
13 [1.2] [Provincial]
for banga |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [1.82] [Taisaka]
[baña] édenté, incomplet 15 [1.82] [Taisaka] [bañà] ébréché |
Sampanteny |
|
Teny iditra (3/7) | 20 bana |
Sokajin-teny | 21 mpamaritra |
Fanazavàna teny anglisy |
22 [1.2] [Provincial]
for bena |
Teny iditra (4/7) | 23 bana |
Sokajin-teny | 24 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
25 [1.2] [Betsimisaraka]
a shrubby plant with edible fruit. It is known as the egg-plant, egg-apple, Aubergine, Brinja, etc. Solanum Melongena, L. |
Fanazavàna teny frantsay |
26 [1.19] [Tankarana]
sorte d'aubergine. 27 [1.196] [Betsimisaraka] (de bana : grand jour ; qu'on regarde en pleine lumière). Nom donné à divers fruits colorés, agréables à l'oeil. L'aubergine : Solanum melongena L. (Solanaceae). Voir aussi voabana. |
Voambolana |
28 Haizavamaniry: anana |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (5/7) | 30 bana |
Sokajin-teny | 31 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
32 [1.196] [Tankarana]
de bana : grand jour ; qu'on regarde en pleine lumière). Nom donné à divers fruits colorés, agréables à l'oeil. l'ambrette : Abelmoschus moschatus Medik. (Malvaceae). |
Voambolana |
33 Haizavamaniry: anana |
Kamban-teny |
|
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (6/7) | 36 Bana |
Sokajin-teny | 37 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
38 [1.114#88] Baana, Solomon's commissary in Jezreel and in the North of the Jordan valley West of the river; son of Ahilud. |
Fanazavàna teny frantsay |
39 [2.996] Baana |
Voambolana |
40 Soratra Masina |
Tsipelina hafa | 41 baana |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 42 Toko sy andininy momba Bana |
Teny iditra (7/7) | 43 Bana |
Sokajin-teny | 44 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
45 [1.114#88] Baana, father of Zadok in Nehemiah's time |
Fanazavàna teny frantsay |
46 [2.996] Baana |
Voambolana |
47 Soratra Masina |
Tsipelina hafa | 48 baana |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 49 Toko sy andininy momba Bana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |