Teny iditra basy volotsangana
Singan-teny basy ; volotsangana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Kibasibasy atao amin' ny volotsangana ary ampiasaina amin' ny asampinga na amin' ny fanazaran-tena [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01