Teny iditra be anaka (be, anaka)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza zaza iray efa be taona vao manan-jandry indray [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra be no aizana

2009/04/19