Teny iditra be no aizana (be, no, aizana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza zaza iray efa be taona vao manan-jandry indray; zaza efa lehibe vao mitsaika ao an-kibon-dreniny ny zandriny [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra be anaka

2009/11/07