Teny iditra (1/3) | 1 bebe |
Fototeny | 2 be |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] (Enti-milaza fihalefahan-kevitra) Tsy dia be loatra: Bebe ihany ny trondro azony |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 7 bebe |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.78] [Sihanaka]
renibe |
Voambolana |
10 Fifandraisana: fianakaviana |
Tovy hevitra | 11 bibe |
Teny iditra (3/3) | 12 bébé
![]() |
Sokajin-teny | 13 anarana (lahy) |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.9#33, 1.66] zazakely |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.66] zaza vao teraka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |