Teny iditra | 1 be hariva |
Singan-teny | 2 be, hariva |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] fanaovana tontakely, fandrobana, fisakanana olona |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2][behariva] assembling in the evening for unlawful purposes. |
Ohatra |
6 Nisy niampanga azy ho nanao behariva. [2.357#] |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny be hariva io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |