Teny iditra (1/2) | 1 belò |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Zavatra lasa na very tsy tokony hotsarovana intsony |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] Ancient disasters, carnage; it has special reference to ancient massacres |
Singan-teny | 5 be, lo |
Anaran-toerana |
|
Teny iditra (2/2) | 7 Belo |
Sokajin-teny | 8 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Voambolana |
9 Haitoetany: tanàna |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 12 belo, belò, Belo, bole, lebo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/30 |
![]() |