|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  bemavo
Singan-teny  2  be, mavo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Diky, fivalanana
Voambolana  5  Fahasalamana

Teny iditra (2/4)6  bemavo
Singan-teny  7  be, mavo
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9  [1.78] [Sihanaka] karazam-bibilava madinika
Voambolana  10  Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa

Teny iditra (3/4)11  bemavo
Singan-teny  12  be, mavo
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny anglisy  14  [1.2] [Provincial] The traveller's tree. Ravenala madagascariensis, L. Same as ravimpotsy (Betsimisaraka), bakabia (Sakalava), fontsy (Betsimisaraka), akondrohazo (Provincial), and ravinala
Fanazavàna teny frantsay  15  [1.196] [Betsimisaraka] (de be : très et mavo : jaune). Nom donné pour des raisons différentes, dans diverses régions à des plantes très éloignées les unes des autres. Nom donné aux feuilles de Ravenala madagascariensis Sonn. (Strelitziaceae), lorsqu'elles jaunissent et qu'on peut les récolter pour faire du falafa.
16  [1.196] [Tanala, Betsileo] (de be : très et mavo : jaune). Variété de patate, Ipomoea batatas Poir. (Convolvulaceae) à gros tubercule jaune.
17  [1.196] [Tanosy] liane aphylle à latex jaune abondant : Sarcostemma viminale(L.) R. Br.(Apocynaceae).
Voambolana  18  Haizavamaniry: hazo palma
Tovy hevitra  19  akondrohazo, bakabia, fontsy, ravinala, ravimpotsy
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (4/4)22  Bemavo
Singan-teny  23  be, mavo
Sokajin-teny  24  anaran-tsamirery (haitoetany) [Fitanisana]
Voambolana  25  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  26  bemavo, Bemavo, mavobe

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/04