|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  beririnina
Singan-teny  2  be, ririnina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2#87] a kind of porcelain.

Teny iditra (2/2)5  beririnina
Singan-teny  6  be, ririnina
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Anarana nilazana ireo mpandranto fahiny izay tsy niala teto Imerina tamin' ny fotoanan' ny tazo, ka tsy nidina tany ambany ravinkazo raha tsy tamin' ny ririnina, fotoana tsy misy tazo
Fanazavàna teny anglisy  9  [1.2#87] [ririnina, winter.] The birds that come up into Imerina during the winter only
people who go to fever districts for trade during the winter
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.3#78] Ceux qui restent dans le pays sain à l'époque des lièvres et ne vont dans les pays fiévreux que pendant l'hiver.
Voambolana  11  Haibiby: vorona

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/05