Teny iditra | 1 besinimaro |
Singan-teny | 2 be, sy, maro |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.5] tout le monde |
Ohatra |
5 Fantatry ny besinimaro rahateo moa izany. [2.472] 6 Mangataka ny besinimaro mba ho afaka hijery ny tatitra ataon’ireo Sampan-draharaha mpanara-maso ireo. [4.27] |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/04 |
![]() |