Teny iditra | 1 Betsimisaraka |
Singan-teny | 2 be, tsy, misaraka |
Sokajin-teny | 3 anaram-poko |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Foko lehibe, monina amin' ny tandavan-demaka mahatratra 50-60 km ny sakany manaraka ny morontsiraka atsinanana hatrany amin' ny reniranon' i Bemarivo, avaratra, ka hatrany amin' ny onin' i Mananjary, atsimo (800 km eo ho eo). Mizara roa ny Betsimisaraka: ny tavaratra (Maroantsetra, Fenerivo, Soanierana-Ivongo); ny tatsimo : (Toamasina, Vatomandry, Mahanoro, Andevoranto) |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] The name of the tribe inhabiting part of the east coast, north and south of Tamatave. |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.5] nom d'une population de la côte est de Madagascar (ville principale: Tamatave) |
Ohatra |
7 Manao ahoana ny fandraisan' ny betsimisaraka azy? [2.270] 8 Nataon-dRamaromanompo renivohitr' i betsimisaraka Fenoarivo. [2.113] 9 Finaritra ianareo ? hoy ilay Betsimisara-dahy nony tafapetraka ny vahiny [2.529] |
Voambolana |
10 Tantara: firenena |
Haiendriteny |
|
Lohateny |
Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny Betsimisaraka io |
Teny nalaina | 17 Soratra misy io teny Betsimisaraka io |
Tsanganana sy sary iray takila |
18 Tenim-pirenenana |
Fivaditsoratra | 19 Betsimisaraka, betsimisaraka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |