|
|
|
|

Teny iditra1  bevohoka
Singan-teny  2  be, vohoka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Enti-milaza ny vehivavy manana anaka ka hita ho lehibe ny kibony
Manana anaka, mitoe-jaza, manaizana, mavesatra, mitondra rano
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] [vohoka, the belly.] Pregnant.
6  [1.7] pregnant
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] enceinte
Ohatra  8  Raha bevohoka anao aho, sambany no bevohoka. [1.508#]
9  efa bevohoka taminao ity zazavavy hampakariko! [2.529#]
10  Ampanantenainao lahy va ny vadinao, isaky ny bevohoka ianao? [2.270#]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny bevohoka io

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/18