Teny iditra | be zara | |
Singan-teny | be ; zara | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Manam-be sy nambinina ka tretrika [1.1] | |
Teny iditra | bezara | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava] andriana [1.78] | |
Fivaditsoratra | beraza, be zara |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/08 |