Teny iditra bibim-bomanga (biby, vomanga)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy bibikely mihinana ny ravim-bomanga; miofo ho lolo izy ireo [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy [vomanga, the sweet-potato.] A large caterpillar found on the vomanga [Richardson 1885]
Voambolana 
Teny nalaina 

Teny iditra bibim-bomanga (biby, vomanga)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana anglisy the name of a kind of cloth which resembles the skin of a caterpillar [Richardson 1885]
Voambolana 

2010/05/06