|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  bibim-bomanga
Singan-teny  2  biby, vomanga
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] bibikely mihinana ny ravim-bomanga; miofo ho lolo izy ireo
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] [vomanga, the sweet-potato.] A large caterpillar found on the vomanga
Voambolana  6  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny bibim-bomanga io

Teny iditra (2/2)8  bibim-bomanga
Singan-teny  9  biby, vomanga
Sokajin-teny  10  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  11  [1.2] the name of a kind of cloth which resembles the skin of a caterpillar
Voambolana  12  Toe-karena: zaitra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01