Teny iditra bibin-tsaonjo (biby, saonjo)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy bibikely mihinana ny ravin-tsaonjo; miofo ho lolo izy ireo [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Teny nalaina 

2009/02/23