Teny iditra (1/5) | 1 biby |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Anarana ilazana ny zavamananaina tsy manantsaina, raha faritana ankapobeny: Ny omby dia anisan' ny biby manampy betsaka ny olombelona 4 [1.13] teny ilazana ireo biby ao amin'ny faritra lehibe iray |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2, 1.7] an animal 6 [1.2] an insect |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.3#80] Nom générique des animaux 8 [1.8] animal 9 [1.13] faune 10 [1.405] [Sakalava-Mayotte] insecte |
Ohatra |
11 Do no anaran' io biby io atý [2.69#] 12 Matory avokoa ny biby isan-toko. [1.234#] 13 Lasa ny fisainana mandinika ireto biby marobe atao fampisehoana. [2.356#] |
Voambolana |
14 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaran-toerana |
|
Lohateny |
Ohabolana | 66 Ohabolana misy io teny biby io |
Teny iditra (2/5) | 67 biby |
Sokajin-teny | 68 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
69 [1.78] [Taimoro]
angatra |
Fanazavàna teny anglisy |
70 [1.2] something extraordinary |
Voambolana |
71 Fivavahana, finoana |
Teny iditra (3/5) | 72 biby |
Sokajin-teny | 73 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
74 [1.1] Enti-milaza toetra ambany sy maharikoriko: Biby marina raha i Néron fa ny reny niteraka azy no nde halentiny any anaty rano |
Fanazavàna teny anglisy |
75 [1.2] Fig. sensual. Beastly. |
Fanazavàna teny frantsay |
76 [1.3#80] qui ne craint rien, ne respecte rien, bestial |
Teny iditra (4/5) | 77 biby |
Sokajin-teny | 78 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
79 [1.2] [Provincial]
in some provinces it is used in speaking of the petty king, and in others of the wives of such [Swa. Biby, my lady, my mistress.] 80 [1.2] [Merina] used of children in Imerina |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (5/5) | 82 biby |
Sokajin-teny | 83 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
84 [1.68] [Vezo]
Affreux, énorme, grand, nombreux |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 86 bibike |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |