|
|
|
|

Teny iditra1  biby fady
Singan-teny  2  biby, fady
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] biby noheverin' ny foko sasany ho razany na nanao soa ny razany ka tsy azo novonoina

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07